Entrée analana (ala)
Partie du discours verbe relatif
Explications en anglais  [1.2]
Exemples 
1Ny tsy ampy ampiana, ny be analana. [1.377]
2azo iantrana dia analana kely ny fampijaliana azy. [2.857]
3Fomba iray io analana amin' ny tsindrihazolena izay hevitra sisa tavela nenti-nanamarina azy. [1.369]
Morphologie 
Présent : analana, analako, analanao, analany, analantsika, analanay, analanareo, analan', analan-, analam-, anala-
Passé : nanalana, nanalako, nanalanao, nanalany, nanalantsika, nanalanay, nanalanareo, nanalan', nanalan-, nanalam-, nanala-
Futur : hanalana, hanalako, hanalanao, hanalany, hanalantsika, hanalanay, hanalanareo, hanalan', hanalan-, hanalam-, hanala-
Impératif : analao
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/21