Entrée anambadiana (vady)
Partie du discours verbe relatif
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]
Exemples 
1Roa taona monja no nanambadiany azy, dia nisaorany izy (Il n'y a que deux ans qu’il l’a épousée, et il l'a déjà renvoyée, divorcée) [1.3]
2Fa ny fanahy sy ny vintana no anambadiana, mifanaraka hiany ny fanahy sy ny vintana ao am-hoalohany; [2.48]
3Tsy ny harena no anambadiana, ry ineny Renilezo, fa ny fanahy, fa raha harena, ngaha ory aho eto amin'i Dada sy Ineny [2.324]
Morphologie 
Présent : anambadiana, anambadiako, anambadianao, anambadiany, anambadiantsika, anambadianay, anambadianareo, anambadian', anambadian-, anambadiam-, anambadia-
Passé : nanambadiana, nanambadiako, nanambadianao, nanambadiany, nanambadiantsika, nanambadianay, nanambadianareo, nanambadian', nanambadian-, nanambadiam-, nanambadia-
Futur : hanambadiana, hanambadiako, hanambadianao, hanambadiany, hanambadiantsika, hanambadianay, hanambadianareo, hanambadian', hanambadian-, hanambadiam-, hanambadia-
Impératif : anambadio
Proverbes 

Mis à jour le 2020/07/31