Entrée | 1 anambatambazana |
Partie du discours | 2 verbe relatif |
Radical | 3 tambitamby |
Explications en français |
4 [1.3#659] |
Exemples |
5 [2.470] Ireniny oriory no mampangoraka azy kely, ka anambatambazany azy sy ipetrapetrahany eo akaikiny, na dia vetivety ihany aza
6 [1.38] Ny tena anton' ity tamin' ny Hebreo dia toy ny "nofon-kena mitam-pihavanana", tahaka ilay fanomezana nanambatambazan' i Jakoba an' i Esao |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |