|
|
|
|

Entrée1 anao
Partie du discours  2 pronom [Liste complète]
Explications en malgache  3 ianao [Tanala] [1.78]
4 Mpisolo anarana misolo olona, enti-manolo ny ianao raha atao teny fameno: Mijery anao izy; na raha atao milaza tompon-javatra: Anao ve itỳ trano amoron-dalana itỳ satroka itỳ? [1.1]
Explications en anglais  5 Thee, thine, you, yours. Accusative and possessive case of hianao. (Fiji angao.) [1.2]
6 you (singular, as object); yours [1.7]
Explications en français  7 Toi, te, à toi, à ton tour. Tsy hanatona anao aho: je ne t'approcherai pas. Anao ity antsipika ity: ce couteau est à toi. Anao ny manamboatra io lalana io: c'est à toi à arranger ce chemin. Anao ho anao izany: c'est votre affaire. [1.3]
8 Te, toi. [1.5]
9 vous (singulier - objet); vôtre. [1.8]
10 Also Anô (pronom personnel complément - 2ème personne du singulier). [Tanala]
1. (sujet): tu, toi.
2. (complément): te, à toi. Izay fady natoroko anao izay: ces interdits que je t'ai enseignés [1.6]
Explications en italien  11 te
il tuo [1.18]
Exemples  12 Mety mihitsy ny anao, Rasoa havako. [2.470#]
13 Mipetrapetraha, hitotoanay ny anao. [2.270#]
14 Nefa natory tsara ny fahitako anao. [2.332#]
Analogues  15 ianao, 16 nao
Tous les mots composés  178 combinaisons de ce mot
Tableaux et planches  18 Tous les pronoms

Mis à jour le 2025/10/08