Entrée anaram-bosotra (anarana, vosotra)
Partie du discours   expression
Définition malgache   fanampy na solon' anarana napetaky ny olona ho kivazivazy na vosobosotra ary dia raikitra; tsy tena anarana fa anarana napetaka atao fiantsoana olona indrindra, izay mazana nanomboka tamin' ny vazivazy na vosobosotra [Rajemisa 1985]
Traduction française   a nickname [Hallanger 1974]
   sobriquet, surnom [Hallanger 1974]

Mis à jour le 2009/12/09