Entrée anasoavana (soa)
Partie du discours verbe relatif
Explications en français  [1.3]
Exemples Hoy angaha ianao: ka rahefa tsara ny vintako, inona indray no anasoavana azy? [2.296]
Morphologie 
Présent : anasoavana, anasoavako, anasoavanao, anasoavany, anasoavantsika, anasoavanay, anasoavanareo, anasoavan', anasoavan-, anasoavam-, anasoava-
Passé : nanasoavana, nanasoavako, nanasoavanao, nanasoavany, nanasoavantsika, nanasoavanay, nanasoavanareo, nanasoavan', nanasoavan-, nanasoavam-, nanasoava-
Futur : hanasoavana, hanasoavako, hanasoavanao, hanasoavany, hanasoavantsika, hanasoavanay, hanasoavanareo, hanasoavan', hanasoavan-, hanasoavam-, hanasoava-
Impératif : anasoavy, anasoavo

Mis à jour le 2023/01/20