Entrée soa
Partie du discours nom ou adjectif
Définition malgache Zavatra tsara, mahafinaritra, mahafaly: Mifandimby ny soa sy ny ratsy eto an-tany
¶ Tombony, vokatra: Soa inona moa no azonao amin' ny fandehandehanana?
¶ Mahafinaritra, meva, kanto: Lahateny soa
¶ Ilaina, misy vokany tsara: Soa ny hevitra nomeny ahy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise good, beautiful, excellent [Hallanger 1973]
Définition française beau, bon, agréable; avantage, bien [Abinal 1888]
 beau, bon, excellent [Hallanger 1974]
Dérivations 
Morphologie 
soava
Mots composés, titres, noms 
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot soa (12)
Ambalamahasoa
Ambalasoa
Ambohimahasoa
  Andranosoa
Fianarantsoa
Mahasoa
  Sahasoa
Soalazaina
Soalazainampangia
  Soarano
Soaronono
Vohitsoa
 

2017/04/03