Entrée anàva
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Betsimisaraka] ambany amin'ny rano [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka] any amin'ny alehan'ny rano [Rakotosaona 1972]
   ilazana ny mivalana avy eo amin'ny toerana iray [SLP: Voambolana]
Définition française   en aval [SLP: Voambolana]
Vocabulaire  
  
Citations  
Analogie   fivalanana

2009/10/15