Entrée | ava | |||
Partie du discours | nom | |||
Définition malgache | [Betsimisaraka]
tsy misy manakantsakana ny maso ka hita avokoa ¶ Tany voafira ny hazo ka azo ambolena [Rakotosaona 1975] | |||
[Tanala] [Rakotosaona 1975] | ||||
Enti-milaza fanesorana ny ahitra miara-maniry amin' ny voly [Rajemisa 1985] | ||||
Traduction anglaise | weeding [Hallanger 1973] | |||
Traduction française | sarclage [Hallanger 1974] | |||
Dérivations |
| |||
Entrée | ava | |||
Partie du discours | nom | |||
Définition malgache | Ambany; toerana idinan'ny rano mikoriana avy any ambony na "erà" [Rajemisa 1985] | |||
Antonymes | erà | |||
Entrée | Avà | |||
Partie du discours | nom propre (biblique) | |||
Traduction anglaise | Ivah [Baiboly] | |||
Traduction française | Ivva [Baiboly] | |||
Vocabulaire | Ecritures Saintes | |||
Synonymes | Iva | |||
Citations | Chapitres et versets citant Avà | |||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |