| Entrée | 1 anavahana | 
| Radical | 2 avaka | 
| Partie du discours | 3 verbe relatif | 
| Explications en anglais | 4   [1.2] | 
| Explications en français | 5   [1.3#67] | 
| Exemples | 6   Ny fotoana anaovana azy, amin'ny alina maty masoandro ihany sisa no anavahana sy anajana ny olobe.
[2.606#105] 7 manome hasina ny fiainam-piaraha-monina, tsy misy fanavakavahana ara-paritra, ara-piaviana, ara-poko, ara-pinoana, ara-pirehan-kevitra politika, ary tsy anavahana ny lahy sy ny vavy. [1.320#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |