Entrée avaka
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanasarahana, fampihatahana hitokana na hisaraka tsy hiray amin'ny hafa [1.1]
Explications en français Séparation, distinction [1.3]
Exemples Ny anankiray manisy avaka ny andro, ny anankiray kosa mampitovy ny andro rehetra; [2.996]
Dérivés 
 

Entrée avaka
Partie du discours nom
Explications en malgache Ila kisoa ialan' ny loha sy ny tongony [1.1]
Synonymes avany

Entrée avaka
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Betsimisaraka] Karazam-bovo fitahirizana ny hazandrano azo avy amin'ny vovo hafa, raha mbola tsy ho entimody miaraka amin'izay [1.78]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/10/29