|
|
|
|

Entrée1  anay
Partie du discours  2  pronom [Liste complète]
Explications en malgache  3 Mpisolo anarana misolo olona enti-manolo ny izahay raha atao teny fameno: Nanasa anay idadatoa tamin'ny alahady,, na atao teny milaza tompon-javatra: Anay ny fandresena! [1.1]
Explications en anglais  4 Us, ours (but not yours); used as accusative or possessive plural of aho, or izaho. [1.2]
5 us (exclusive - as object); ours [1.7]
Explications en français  6 (excluant ceux à qui l'on parle). Nous, à nous. Aza mitora-bato anay: ne nous lancez pas des pierres. Anay ireo voankazo ireo: ces fruits sont à nous. Anay ny miambina anio alina: c'est à nous à faire la garde la nuit prochaine. Anay ho anay izany: c'est notre affaire. [1.3]
7 Nous, à nous [1.5]
8 nous (exclusif - objet); nôtre. [1.8]
Analogues  9  izahay, 10  nay, 11  nyanay
Tous les mots composés  12 hianao no anay
Tableaux et planches  13  Tous les pronoms

Anagrammes  14 aina, a~ina, anay, 15 i~ana, iana

Mis à jour le 2025/12/13