|
|
|
|

Entrée1  izahay
Partie du discours  2  pronom [Liste complète]
Explications en malgache  3 Fanao teny lazaina misolo ny olona miteny raha maro ka manavaka ny tenany amin'ny olona itenenany izy:
4 Malagasy izahay fa ianareo vazaha.
5 Indraindray mety azo asolo ny "izaho" ny "izahay" raha misy olona hafa voalaza ho miaraka amin'ny tena miteny:
6 Nitsidika anao teto izahay sy Rakoto fa tsy nahatratra anao. [1.1]
Explications en anglais  7 We (excluding the person addressed). Compare isika. [1.2]
8 we (excluding those addressed) [1.7]
Explications en français  9 Nous (à l'exclusion de ceux à qui on parle). [1.3]
10 nous (exclusif) [1.5, 1.8]
Analogues  11  ay, 12  anay, 13  nay
Tableaux et planches  14  Tous les pronoms

Mis à jour le 2025/12/08