| Entrée | 1 andininy |
| Radical | 2 dinika |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fitsinjarazarana ny teny ao amin' ny toko iray ka misy isa filaharany mba hahamora ny fitadiavana sy fitadidiana azy: Jereo Lioka, toko 1, andininy faha-52
5 Fizarazaran' ny tononkalo na tononkira iray, izay samy misy andalana maromaro mitovy isa: Misy andininy folo ny Midona moramora nataon' Ny Avana [1.1] |
| Explications en anglais |
6 a verse. See dinika
[1.2] 7 a verse or stanza; details [1.7] |
| Explications en français |
8 verset ; détails
[1.8] |
| Mis à jour le 2025/12/08 |
|