Entrée dinika
Partie du discours   nom
Définition malgache   Resaka momba ny zavatra anankiray efa voafaritra mialoha: Misy dinika hataon' ny vaomiera momba izany
¶ Famakafakana mba hahalalana zavatra iray araka izay tena toetrany, lanjany, hasoany: Miki dinika lalina izany toe-javatra aposakao izany [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   conversation, rumination, private examination, secrets, affairs in detail [Richardson 1885]
   careful examination [Hallanger 1973]
Traduction française   examen, consultation [Hallanger 1974]
Exemples  
1Ary vao izay no tohizina ny dinika. [Ndemahasoa: Antakay, page 59]
2Faràno eto ity dinika voalohany ity. [Rahajarizafy: Filozofia, page 33]
Vocabulaire  
Dérivations  

Entrée dinika
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fitsakoana fanindroany ataon' ny biby sasantsasany, toy ny omby, mba hanorotoroany izay nohaniny maimaika tany an-tsaha [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   chewing the cud [Hallanger 1973]
Traduction française   rumination [Hallanger 1974]
Vocabulaire  
Dérivations  

Entrée dinika
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fahakelezana, faharotsadrotsahana [Rajemisa 1985]
Dérivations  
Toponymie   Noms des lieux comprenant le mot dinika (0)

Entrée dinika (dika)
Partie du discours   verbe passif
Définition malgache   Voadika, nodikaina: Nodinikao ny lalàna ka ho voasazy ianao [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   anything small, minute detail [Richardson 1885]
Synonymes   malinika
Mots composés, titres, noms  

Mis à jour le 2017/05/26