|
|
|
|

Entrée1  andrana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Fampiasana zavatra mialoha mba hitsapana ny toetrany na ny fandehany: Nampandehanina ilay fiarakodia vao novidina, nefa tsy aisy dia nampanaovina azy fa vao andrana fotsiny
4 Fitsapana fotsiny fa tsy mbola tena izy, fanalam-botso-tanana: Tsy kanety akory ny fanambadiana ha ndeha hasiana andrana?
5 Fihinanana kely amin' ny zavatra iray mba hahalalana ny tsirony: Aoka izay fa lany andrana eo ity laoka. [1.1]
6 fitsapana mialoha ny tena izy
7 fiezahan'ny mpanoratra hamakafaka ireo fanontaniana isan-karazany iray na maromaro [1.13]
Explications en anglais  8 attempt, trial, taste. [1.2]
Explications en français  9 expérience, test
10 essai [1.13]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  22 andramena
Proverbes  23  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/09