| Entrée | 1 andramana |
| Radical | 2 andrana |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 enti-milaza ny zavatra hangalana kely mba hafantarana ny tsirony
[Betsimisaraka]
[1.78] 5 Tsapaina kely mialoha: Vao nandramana ilay angady dia tapaka 6 Fantarina kely ao am-bava ny tsirony: Andramo kely ny siran-daoka, ry Fara a! [1.1] |
| Explications en anglais |
7 to be tasted, to be commenced, to be tried.
[1.2] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 12 manao mangidy tsy andramana |
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|