Entrée andrarahana (raraka)
Partie du discours verbe relatif
Explications en français  [1.3]
Exemples 
1Dorana anaty fatana io angady io, dia andrarahana siramamy ihevohan' ny azon' ny sovoka io. [2.245]
2Ny fanao amin'ny vary dia tsy mba fafazana, fa eo amin'ny vavarano miditra amin'ny tanimbary no andrarahana kely amin'io rano masina io, dia mipariaka amin'ny vary rehetra izay alehan'ny rano io rano fiaro io, ka mahavita sy maharo na dia vary amin'ny tanimbary iray lohasaha be aza. [2.588]
Morphologie 
Présent : andrarahana, andrarahako, andrarahanao, andrarahany, andrarahantsika, andrarahanay, andrarahanareo, andrarahan', andrarahan-, andraraham-, andraraha-
Passé : nandrarahana, nandrarahako, nandrarahanao, nandrarahany, nandrarahantsika, nandrarahanay, nandrarahanareo, nandrarahan', nandrarahan-, nandraraham-, nandraraha-
Futur : handrarahana, handrarahako, handrarahanao, handrarahany, handrarahantsika, handrarahanay, handrarahanareo, handrarahan', handrarahan-, handraraham-, handraraha-
Impératif : andraraho

Mis à jour le 2023/01/20