Entrée andrehy
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Betsimisaraka] manavy, fanihy [Rakotosaona 1972]
   [Tsimihety] Karazana fanihy kely [Rajemisa 1985]
   [Tambahoaka] fanihy [Rakotosaona 1972]
Définition française   [Tankarana] sorte de roussette [David 1952 (takila A)]
Vocabulaire  
Autres orthographes  

Entrée andrehy
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Betsimisaraka] vorona kely sahala amin'ny fanihy nefa kelikely kokoa [Rakotosaona 1972]
Définition anglaise   [Provincial] name of a bird [Richardson 1885]
Vocabulaire  

2017/03/10