Entrée andre
Partie du discours interjection [liste complète]
Définition malgache Tenim-piontanana milaza:
¶ -- Fahatairana: Andre! inona ity ataonao, anaka?
¶ -- Figagana: Andre! mahavariana ny mandinika ny habakabaka!
¶ -- Nenina, alahelo: Andre! vorona, hono, izany izaho ka afa-nanidina nankany aminay! [Rajemisa 1985]
Définition anglaise an expression of astonishment. See adre, odre. [Richardson 1885]

Entrée andre
Partie du discours adverbe [liste complète]
Définition malgache  [Bara] moa? Va? Angaha? [Rakotosaona 1972]
Synonymes andra

Entrée andre
Partie du discours nom
Définition malgache  [Betsimisaraka] manavy, fanihy, vorona kely sahala amin'ny fanihy nefa kelikely kokoa [Rakotosaona 1972]
Vocabulaire 
Autres orthographes 

Entrée Andre
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
 Andre, Andrea: [Baiboly]
Définition anglaise Andrew [Baiboly]
Définition française André [Baiboly]
Vocabulaire 
Autres orthographes 
Exemples Dia lasa Filipo nilaza tamin'i Andre ka dia i Andre sy Filipo no niara-nilaza tamin'i Jeso [Baiboly: 50:012:022/Joany 12:22..]
Citations 

2015/09/07