Entrée andriambavy (andriana, vavy)
Partie du discours nom
Définition malgache Teny fanajana fanao eo alohan' ny anaran' ny andriana vehivavy na iantsoana azy raha miresaka aminy: Ny andriambavy Rabodoseheno. Aoka re, ny andriambavy, fa dia ianao indray ve no hisahirana hankany aminay [Rajemisa 1985]
Définition anglaise [vavy, feminine.] The female nobility, a princess. [Richardson 1885]

Entrée andriambavy (andriana, vavy)
Partie du discours nom
Définition malgache Anaran-karatra filalaovana misy sarina mpanjakavavy [Rajemisa 1985]
Définition française dame; jeu de cartes [SLP 1986]
Vocabulaire 
Analogues  ampamaky ~ andriandahy
Illustrations 

2012/10/19