|
|
|
|

Entrée1 andro iray toa zato
Mots élémentaires  2andro, 3iray, 4toa, 5zato
Partie du discours  6 locution
Explications en malgache  7 andro misy fifaliana be noho ny zava-nitranga taminy na noho ny hafaliana entiny [1.1]
Explications en anglais  8 one day like a hundred [1.7]
Explications en français  9 un jour qui en vaut cent, jour de fête [1.3]
10 un jour sans pareil [1.8]
Exemples  11 Amin' ny kabary am-panambadiana, ohatra, andro iray toa zato ka samy manampatra [2.285#104]
12 andro iray toa zato izao ihaonana izao, ary fotoana fidinihana sy fifametrapetrahana [2.346##27]

Mis à jour le 2025/10/11