Entrée andro mena (andro, mena)
Partie du discours   expression
Définition malgache   andro na vintana voalazan' ny mpanandro ho mafy, masiaka, na ny fotoana maharevo ny tantsaha amin' ny fambolena (manetsa ny olona: mena ny rano; miasa na mihevo: mena ny tanety) [Rajemisa 1985]

Entrée andromena (andro, mena)
Partie du discours   nom
Traduction anglaise   Friday [Provincial] [Richardson 1885]

Mis à jour le 2009/11/18