Entrée mena
Partie du discours adjectif
Définition malgache Sora-javatra na volon-doko manahatahaka ny an' ny ra na ny afo: Akanjo mena no nanaovany ka toa voamarik' ilay omby izy ka nenjehiny
Teny iray tarika: mena antitra ~ mena dorehitra ~ mena jaky ~ mena mahatrakatraka ~ mena mangatrakatraka ~ mena mangoràka ~ mena mangàka ~ mena mivaivay ~ mena ranomòalahy ~ mena vongatraka ~ menafify ~ menapina [Rajemisa 1985]
Définition anglaise red [Hallanger 1973]
Définition française rouge [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Analogues  menavava
Tableaux et planches Les Couleurs
Robes des boeufs
Exemples 
1Tranon-drafodilahy trano mena! [Dahle: Angano, page 258]
2Zavatra mena aby, ka tsy fantatra: [Rahajarizafy: Kabary, page 85]
3Kibobo sy menamaso ka no hatahotra maso mena? [Rinara 1974]
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot mena (20)
Ambalamena
Ambatomena
Ambohimena
Amparihimena
Analamena
  Andranomena
Androfiamena
Ankazomena
Ankijanimena
Ankilimena
  Antanimena
Antevamena
Bemena
Hazomena
Kiranomena
  Maromena
Menavato
Ranomena
Riamena
Vohimena
 
Illustrations 

Entrée mena
Partie du discours adjectif
Définition malgache  [Bara] tezitra [Rakotosaona 1972]
 Tezitra: Mena ny anao lahy raha vao nahare izay teny izay ha tafatsangana' ndeha hamely [Rajemisa 1985]
Définition française emporté, rouge de colère, qui rougit de honte [Abinal 1888]

Entrée meña
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Taisaka] mankany..... [Rakotosaona 1972]

Entrée mena-
Partie du discours forme morphologique du mot menaka
Mots composés, titres, noms 

Entrée mena-
Partie du discours forme morphologique du mot menatra
Mots composés, titres, noms 

2017/01/21