Entrée andro tsy maty (andro, tsy, faty)
Partie du discours   expression
Définition malgache   andro fifaliam-be ka samy mahazo manao izay tiany amin' ny fanaranam-po ny olona rehetra [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   [ androtsimaty ] A day granted for general sensual indulgence [Richardson 1885]

Mis à jour le 2012/05/14