Entrée angoronan-damba (horona, lamba)
Partie du discours   expression
Définition malgache   Enti-milaza olona mampiahiahy fatratra fa efa fantatra ho mpangalatra ka raha vao mandalo dia tsy tratra ahoron' ny olona ny lambany sao angalariny [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2009/02/23