|
|
|
|

Entrée (1/2)1  lamba
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Zavatra anaovana ny akanjo, vita amin' ny kiran-javamaniry, toy ny rongony, landihazo, rofia, izay tadina dia tenomina, -- na amin' ny akoran-dandy izay folesina sy ahasina amin' ny ampela dia aira sy tenomina -- na amin' ny volon' ondry lava sy matevina tenomina: Lamba inona no nanaovana iny akanjonao iny?.
4 Tapadamba lavalava anisan' ny fitafian' ny Malagasy, izay ataony mandrakotra ny sorony ka asampiny amin' ny tomba samihafa: ny lehilahy manao azy fola-droa, ny vehivavy manao sampin-kaviana sampin-kavanana na sampimbalaka izay atao koahoe "tari-joro": Tsy mety, hoy ny Ntaolo ny mitafy lamba eoimason' ny tompony.
5 Fanafohezana ny hoe "lambamena": Miomana ny hamono tomba an-draibeny sy renibeny ry zareo ao atsimo. [1.1]
Explications en anglais  6 the usual outer garment worn by the people. It is generally a piece of calico, from 4 to 5 yards long cut in two, and sewn together along the length. Also cloth in general. [It is interesting to note that in Borneo, Lamba is a yellow-flowered broad-leaved weed, from the strong fibre of which a kind cloth is made: and that the Swahili Arabs trading on the west coast in jiafotsy lamba have adopted the word as ramba]. [1.2]
7 woven cloth; clothing. [1.7]
Explications en français  8 tissu, vêtement; châle; pièce de toile qu'on porte autour des épaules. [1.8]
9 tissu. [1.13]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Vocabulaire  21  Economie: vêtements
Tous les mots composés  22  94 combinaisons de ce mot
Proverbes  23  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)24  Lamba
Mots élémentaires  25 lamba
Partie du discours  26  nom propre (titre de livre) [Liste complète]
Vocabulaire  27  Littérature
Auteur  28 Rabemananjara Jacques

Anagrammes  29 Lamba, lamba

Mis à jour le 2025/11/10