|
|
|
|

Entrée1 angotingoty
Radical  2angoty
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4Hantahanta atao amin' ny olona mba hitiavany ny tena, fihetsika entina manambitamby, haitraitram-pitia aseho amin' ny fihetsika sy fiteny miaingitra: Mahakamo indray ny mijery an' irỳ zazavavy be angotingoty.
5angola, angentsana, hantahanta. [1.1]
Exemples  6 Bodo zatra tambitamby, sy tamana angotingoty, vao maraina dia somamby izany andron'ny kamboty! [2.1046#]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes relatifs :
Synonymes  10angoty

Mis à jour le 2025/09/19