Entrée anikeheo > anikeo
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache Isan' ireo teny miforona avy amin' ny hoe any milaza fotoana izy ity, toy ny hoe: aninaraina, aninantoandro, anitontolo, ets. Mompera Callet mihevitra azy ho fanakambanana teny telo hoe any-ka-eo. Misy manoratra azy hoe anikeheo, nefa tsy hita izay mahamarina izany [1.10]
 [ anikeheo ] Mpamaritra matoanteny enti-milaza fotoana vao haingana ao anatin' ny andro iresahana ihany [1.1]
 [ anikeheo ] Anondroana ny fotoana vao haingana, mialoha ny itenenana; tamin' ny fotoana vao lasa teo [1.62]
Explications en anglais Used in speaking of some part of the past day [1.2]
 Just now, a short time ago [1.7]
Explications en français [ anikeheo ] Dans la partie écoulée du jour présent, il n'y a qu'un instant [1.3]
 Tout à l'heure (temps passé) [1.8]
 Tout à l'heure (dans la partie écoulé [...] [texte complet dans 1.5]
Exemples 
1tonga anikeheo i dadatoanay [1.1]
2Nodimandry aninkeheo maraina! [2.529]
3nandalo teto izy aninkeheo fa tsy nahandry anao [1.62]
4Sahala amin' ny tsy nisy ilay horakoraka aninkeo. [2.4]
5Toky no omeko anareo, tsy hisy tabataba intsony, toy ny anikeo maraina. [2.270]
Autres orthographes 
Analogues  aninaraina