Entrée anikeo
Partie du discours   adverbe [liste]
Définition malgache   isan' ireo teny miforona avy amin' ny hoe any milaza fotoana izy ity, toy ny hoe: aninaraina, aninantoandro, anitontolo, ets. Mompera Callet mihevitra azy ho fanakambanana teny telo hoe any-ka-eo. Misy manoratra azy hoe anikeheo, nefa tsy hita izay mahamarina izany [Ravelojaona: Firaketana]
   [ anikeheo ] Mpamaritra matoanteny enti-milaza fotoan [...] [texte complet dans Rajemisa 1985]
   [ anikeheo ] anondroana ny fotoana vao haingana, mialoha ny itenenana; tamin' ny fotoana vao lasa teo [Akademia 2005]
Traduction anglaise   used in speaking of some part of the past day [Richardson 1885]
   just now, a short time ago [Hallanger 1973]
Traduction française   [ anikeheo ] dans la partie écoulée du jour présent, il n'y a qu'un instant [Abinal 1888]
   tout à l'heure (temps passé) [Hallanger 1974]
   tout à l'heure (dans la partie écoulé [...] [texte complet dans Rajaonarimanana 1995]
Exemples   tonga anikeheo i dadatoanay [Rajemisa 1985, page 85]
nandalo teto izy aninkeheo fa tsy nahandry anao [Akademia 2005, page 108]
Nodimandry aninkeheo maraina! [Andriamalala: Taolambalo, page 73]
Sahala amin' ny tsy nisy ilay horakoraka aninkeo. [Andraina: I Vola, page 113]
Autres orthographes  
Analogie   aninaraina

Mis à jour le 2015/04/06