Entrée ankadilanana (any, dilana)
Partie du discours nom
Définition anglaise a neck of land joining two hills [Richardson 1885]
Définition française défilé, arête servant de trait d'union entre deux montagnes [Abinal 1888]
 col [Rajaonarimanana 1995]
Vocabulaire 
Synonymes hadilanana
Exemples hoy Marolaza, filohan' ny Isaha - fitazatazanan' Ambositra ity ankadilanana ity! [Profita: Ranary]
Citations 

Entrée Ankadilanana (any, dilana)
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Définition française quartier de la vieille ville haute de Antananarivo [3.1]
Vocabulaire 
Exemples Tsy maintsy toe-javatra toy izany koa no mampiova an' Ankadilanana ho Ankadilalana, raha marina fa avy amin' ny dilana no niandohan' io teny io. [Rabemolaly: Fary]

2019/08/17