Entrée hadilanana (dilana)
Partie du discours nom
Définition malgache  [Tanala] (hadilañana) hadilalana, fiolahana an' elakela-bohitra [Rakotosaona 1972]
 toerana iva kokoa sady tery, anelanelan' ny havoana roa, ka toy ny andilana mampitohy azy roa ireo; tehezan-tany nakoan' ny riaka: Mahery ny rivotra an-kadilanana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise A dell, a dingle, a dale; an isthmus. See dilana [Richardson 1885]
Définition française défilé, arête servant de trait d'union entre deux montagnes [Abinal 1888]
 col [Rajaonarimanana 1995]
Vocabulaire 
Synonymes ankadilanana
Citations 

2016/03/20