| Entrée | 1 ankandrefana |
| Radical | 2 andrefana |
| Partie du discours | 3 adverbe [Liste complète] |
| Explications en malgache |
4 Miasa kokoa any an' indrana ny "ankandrefana", fa ny "andrefana" no fitenin' ny eto Imerina, afa-tsy ny matoanteny miforona avy aminy, hoe: miankandrefana, ankandrefanina, iankandrefanana, fiankandrefana, fiankandrefanana, mpiankandrefana, voaankandrefana. [1.10#A294] 5 [1.1] |
| Explications en français |
6 voyez andrefana [1.3] |
| Dérivés |
|
| Analogues | 14 anavaratra, anatsimo, antsinanana |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|