Entrée an-kanifisana (any, nify)
Partie du discours   expression
Définition malgache   Kely raha ny hatevenany no jerena
¶ kely dia kely, manify kely: An-kanifisana ny tombony azoko tamin' io raharaha io / Ankanifisana ny anjara mofon' Ibalita ka nitomany izy [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   scarce [Hallanger 1973]
Traduction française   rare, insuffisant [Hallanger 1974]
Citations  

Mis à jour le 2010/05/15