|
|
|
|

Entrée1  ankavitsiana
Radical  2  havitsiana
Partie du discours  3  nom ou adverbe
Explications en malgache  4  Tsy betsaka, vitsy kely [1.1]
Explications en français  5  en petit nombre
le petit nombre [1.3]
Exemples  6  ary ankavitsiana hiany ny trano manara [2.48]
7  Mino izahay fa ankavitsiana no azo lazaina ho mpila handitra tamin' izy ireo. [2.285#]
Morphologie 
8  Simple :

Mis à jour le 2025/09/12