Entrée | 1 havitsiana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 vitsy |
Explications en malgache |
4 [1.1] Hakelezana isa: Mahabe fanantenana ny havitsian' ny olon-dratsy amin' itỳ tanàna itỳ |
Explications en anglais |
5 [1.7] smallness of number, fewness |
Explications en français |
6 [1.8] le petit nombre, rareté |
Exemples |
7 [2.357#] Ny sisa tafajanona dia tsy tamana intsony noho ny havitsiana, ka dia nirenireny foana tany anaty ala tany;
|
Dérivés |
|
Synonymes | 10 fahavitsiana |
Anagrammes | 11 havitsiana, 12 tavihasina |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |