Entrée | ankinina (ankina) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Atao miankina amin' ny..., ka amin' ny hevitra an' ohatra indrindra no ampiasana azy: Aza ankininao amiko irery io raharaha io (Ampitahao: Aza aankina amin' ny rindrina ny sahafa sao maloto ny rindrina) [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To be placed against, to be put against for support, to be rested upon something or somebody. [1.2] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |