Entrée ankina
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitehenana amin-javatra mba hahafahana mijoro tsara: Tsy mahay mijoro tsara ny olona efa antitra rahatsy manao ankin-drindrina
Antoka: Ankim-bolan' olona itỳ trano itỳ, ka tsy azonao amidy. [1.1]
 Hevitra marina iangana ary tsy ilaina porofoina intsony [1.13]
Explications en anglais [root] [1.2]
Explications en français Appui, soutien, charge, responsabilité [1.3]
 Axiome [1.13]
Dérivés 
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/06/01