Entrée | 1 ankoatra |
Partie du discours | 2 adverbe [Liste complète] |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
9 [1.1] Enti-milaza toerana any ambadika: Any ankoatra ny tendrombohitra / Efa lasa any ankoatra any ilay fiaramanidina |
Explications en anglais |
10 [1.7] beyond; over and above |
Explications en français |
11 [1.3, 1.8] au-delà de |
Exemples |
12 [2.356] Ka angaha ny tena mba nanana akanjo hafa ankoatry ny fanamiana tily! 13 [2.499] Ary na tsy mihaona eto aza, mihaona any ankoatra. |
Anagrammes | 14 akotrana, anakotra, ankoatra, antoraka, arantako, karatona, karotana, naatrako, nakatrao, natoraka, natrakao, natraoka, taranako |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |