|
|
|
|

Entrée1  ankohonana
Radical  2 hohona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fitambaran' ny olona rehetra izay iadidiana ao anatin'ny
5 tokantrano: vady aman-janaka, ray aman-dreny antitra, mpiasa, havana na zana-kavana mipetraka ao amin'ny tena [1.1]
6 fitambaran'ny olona ao anaty tokantrano iray izay ahitana ny ray sy ny reny ary ny zanaka [1.13]
Explications en anglais  7 A family, a household. [1.2]
8 a household [1.7]
Explications en français  9 la famille, les gens de la maison, ceux qui sont sous la dépendance ou la juridiction de... [1.3]
10 maisonnée [1.54]
11 la famille, les gens de la maison [1.8]
12 ménage, famille [1.13]
Exemples  13  Dia miara-misaika rano ny ankohonana. [2.245#]
14  Tsy hisy harena ho tafatsangana mba hamelomana ny ankohonana. [2.528#]
Vocabulaire  15  Rapports: famille
Article  16 Randzavola: ankohonana ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2025/11/13