|
|
|
|

Entrée (1/3) 1  vakoka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Masombola na rojo volafotsy vaventy fanao haban-tanana [1.1#1008]
4 masombolafotsy lehibe fanao haingo fehin-tanana na tongotra [2.436#107]
5 Vola na harena tehirizina; rakitsoa sarobidy navelan' ny ray aman-dreny na ny razana. [1.1#1008]
6 rojo volafotsy vaventy fanao haban-tanana [1.62#1076]
7 akora na fitaovana tranainy mirakitra ny ela ahitana taratra ny maha izyy azy ny firenena sy ny vahoaka mbamin' ny tantarany ka zary harem-pirenena, rakitsoa saobidy tehirizina ho fantatry ny taranaka mifandimby: Maro ny vakoka nentin-drazana [1.62#1076]
Explications en anglais  8 a silver chain [1.7]
9 inherited treasure; Malagasy traditions [1.7]
Explications en français  10 une grande chaîne d'argent [1.3#804]
11 trésor [1.3#804, 1.196]
12 chaîne d'argent [1.8]
13 trésor dont on hérite; traditions [1.8]
14 objets précieux [1.196]
Exemples  15  ary rahefa izany, asiana ny vakoka sy ny haingo [2.48#574]
16  ary vakoky ny Ntaolo ny famadihana ka maro mpaniratsira [2.503#37]
17  Mirandrana izy, ary volamena avokoa ny satroboninahitra, ny fehivozona, ny fehin-kibo, ny vakoka nanaovany. [2.113#20]
18  Ny Fanjakana, miaraka amin' ny Vondrombahoakam-paritra itsinjaram-pahefana, no miantoka ny fampivoarana sy ny fiarovana ny vakoka ara-kolontsaim-pirenena sy ny famokarana ara-tsiansa, ara-haisoratra ary ara-javakanto. [1.320]
Morphologie 
19  Simple :
Combinaisons  20  3 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot vakoka

Entrée (2/3) 21  vakoka
Partie du discours  22  nom
Explications en français  23 [Betsileo] Trema orientalis Blume (Ulmaceae). Nom donné à cet arbre quand on utilise son bois à faire des talismans contre les effets de la foudre ou la peur du tonnerre. [1.196]
Vocabulaire  24  Botanique 25  Croyances
Nom scientifique 

Entrée (3/3) 27  Vakoka
Sous-titre  28  Dictionnaire des Synonymes de la Langue Malgache
Mots élémentaires  29 vakoka
Partie du discours  30  nom propre (titre de livre) [Liste complète]
Vocabulaire  31  Littérature: livres
Auteur  32 Rajemisa-Raolison Régis
Editions  33  1965. , 1957. Hauteur: 22cm. Largeur: 14cm. Pages: 271ambozontany#mg.ntp.

Anagrammes  34 kavoka, 35 kovaka, 36 vakako, vakoka, 37 vokaka

Mis à jour le 2026/04/22