| Entrée | 1 anoin-tsarotra | 
| Mots élémentaires | 2 anoina, 3 sarotra | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   atao amin-kasahiranana: Hanointsarotra ny fanaovana itỳ trano itỳ satria ho avy izao ny orana. (Marihina fa matoantenin' ny iharana ny anoina izay mitanisa: anoina, hanoina, nanoina ka diso bevava ara-pitsipika ny hoe manoina, izay ampiasain' ny maro amin' ny fiteny hoe manoin-tsarotra; ny tiany hampiasaina dia ny mataontenin' ny mpanao mifanandrify aminy, dia ny hoe manano sarotra) [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   difficult, beset with difficulties [1.7] | 
| Explications en français | 7   difficile à accomplir [1.8] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |