|
|
|
|

Entrée 1  sarotra
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3 [Bezanozano] lafo, sarobidy [1.78]
4 Tsy mora ny fanaovana azy, manahirana: Asa sarotra ~ Sarotra ny mampiditra io farafara lehibe io amin' ity varavarankely ity
5 Sarotiny, mahihitra, tia tena: Sarotra izy raha hanome
6 Ilazana olona tia hanina loatra, ka tsy mizara na ahazoana potiny kely akory: Nafenin' ity Rangahy sarotra tao anaty satrony, hono, ny voanjo mahamay mba tsy ho hitan-janany
7 Mampidi-doza: Sarotra ny maniny ny mpitondra
8 Lafo vidy: Sarotra ny vary izao [1.1]
Explications en anglais  9 difficult; selfish, hard to get along with; costly [1.7]
Explications en français  10 difficile [1.3, 1.8]
11 ardu, périlleux, pénible, dangereux
12 cher, coûteux, ruineux
13 avare, ladre, intéressé, égoïste, sévère, exigeant [1.3]
14 égoïste, difficile à vivre; qui coûte cher [1.8]
Exemples  15  sarotra ny mampiditra resaka, hoy Ilaimanga fa hoatry ny haninona ihany. [2.324]
16  Mbola tsy nahita aho aloha fa sarotra ny mandainga, hoy ny rainy. [2.470#12]
17  Lehibe aman-tsaro-boasana ny fitsaranao [2.996]
Morphologie 
18  Simple :
19  Préfixée :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Analogues  39  hangana, 40  hentona, 41  lafo
Combinaisons  42  49 expressions, toponymes, etc... avec ce mot
Proverbes  43  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  sarotra, 44 soratra, Soratra, 45 tsarôra

Mis à jour le 2026/03/07