Entrée | 1 anondroana |
Radical | 2 tondro |
Partie du discours | 3 verbe relatif |
Explications en français |
4 [1.3#724] |
Exemples |
5 Tsy hitako izay teny mahazatra anondroana azy
[2.296#63]
6 Ary ny anarana hoe Sihanaka dia anondroana farihy sy dobo any Mahafaly [2.508#449] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |