|
|
|
|

Entrée1  antaranoana
Partie du discours  2  adjectif
Mots élémentaires  3  antara, noana
Tous les mots composés 
Explications en malgache  5  [1.1] Mandrakizay doria alaovalo
Explications en anglais  6  [1.2] everlasting. Used after mandrakizay.
Exemples  7  [2.285#] fa haharitra mandrakizay antaranoana ny fanjakantsika, raha tsy mivily amin' izato anatra izato ianao;
8  [2.113#] Ary ny tangena dia tsy azo atao amin' ny fanjakana mandrakizay mandrakizay, mandrakizay doria, mandrakizay antaranoana.

Anagrammes  9  anantaranao, anantaraona, anantaroana, anatrananao, antaranoana, nanaratanao, nanaratoana, nanataranao

Mis à jour le 2025/08/10