|
|
|
|

Entrée1  antenatena
Partie du discours  2  préposition [Liste complète]
Morphologie 
3  Simple :
Explications en malgache  4  [1.1] Enti-milaza toerana eo ampovoan' ny fiakarana na fidinana iray: Niverina nody izy na dia efa tonga teo antenatena lalana aza
Rihana tsy ambony na ambany indrindra: Anontanio ao antenatenany fa ao izy no mipetraka
Explications en français  5  [1.5] au milieu
Exemples  6  [1.3] nahaverezana takelaka roa ao an-tenatenany ity boky ity (il y a deux feuilles de perdus au milieu de ce livre)
7  [1.3] nony tao an-tenatenan’ ny laha-teny izy, dia niorehan’ ny vahoaka (lorsqu'il fut arrivé au milieu de son discours, le peuple fit éclater son admiration)
Autres orthographes  8  antenatena

Mis à jour le 2025/07/29