|
|
|
|

Entrée1 antenimieram-pirenena
Mots élémentaires  2teny, 3miera, 4firenena
Partie du discours  5 locution
Explications en malgache  6 anarana iantsoana ny fivorian' ny Solombavam-bahoaka, izany hoe ireo olona nofidin' ny vahoaka tamin' ny latsabato ho solontenany amin' ny famolavolana sy fanaovana lalàna [1.1]
Explications en français  7 assemblée nationale [1.5]
Vocabulaire  8 Politique
Ouvrages littéraires  9 Fivoriamben' ny Antenimierampirenena 2017

Mis à jour le 2025/10/11