Entrée teny
Partie du discours   nom
Définition malgache   Feo avoakan' ny vavan' ny olombelona, izay misy heviny: Tsy nanonona teny na dia indraim-bava aza izy
¶ Fitambarana tarehintsoratra misy heviny, rafipeo milaza hevitra iray ka atao indray manonona sy indray manoratra: Misy teny telo ao amin' ny hoe: "Io eo Rakoto"
¶ Enti-milaza koa ny karazan-teny ampiasain' ny firenana samihafa: Mahay teny anglisy ve ianao?
Traduction anglaise   a word; speech; a language [Hallanger 1973]
Traduction française   mot [Abinal 1888, Hallanger 1974, SLP: Voambolana, Rajaonarimanana 1995]
   parole [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
   proposition, discours, commandement, prohibition, défense, commission, la volonté exprimée des ancêtres, des parents [Abinal 1888]
   ordre [Rajaonarimanana 1995]
Traduction française   langue [Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
Traduction française   langage [Hallanger 1974]
Exemples  
1ka ahoana ny teniny ahoana ny hafany? [Fox: Hainteny, numéro 77]
2ary izao no teny nentiny nila azy: [Rabezandrina: Ikotofetsy, page 34]
3-Izany ihany no teniko aminareo, hoy ny Vazaha. [Rajohanesa: Kintana]
4Atao dikan' ilay teny grika hoe: [Randzavola: Baiboly, page 34]
Vocabulaire  
Dérivations  
Morphologie  
teny
teniko
teninao
teniny
tenintsika
teninay
teninareo
tenin'
tenin-
tenim-
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Entrée teny (t-, eny)
Partie du discours   adverbe au passé [liste]
Définition malgache   Endriky ny mpamaritra matoanteny "eny" ilazana ny lasa: Nisy olona efa teny amin' ny volana ve tamin' ny taona 1920? [Rajemisa 1985]
Exemples   Nony tonga teny atsimotsimo akaikin'ny tanàna izy, dia tsiravina nahita ny faty niampatrampatra teny [Rajohanesa: Kintana]
Analogie   eny

Mis à jour le 2014/05/04