Entrée antenimieram-pirenena (any, teny, era, reny)
Partie du discours expression
Définition malgache anarana iantsoana ny fivorian' ny Solombavam-bahoaka, izany hoe ireo olona nofidin' ny vahoaka tamin' ny latsabato ho solontenany amin' ny famolavolana sy fanaovana lalàna [Rajemisa 1985]
Définition française assemblée nationale [Rajaonarimanana 1995]
Vocabulaire 

2015/02/13