Entrée antery
Partie du discours nom
Morphologie 
antery
anteriko
anterinao
anteriny
anterintsika
anterinay
anterinareo
anterin'
anterin-
anterim-
Exemples 
1Tsy misy tentina na antery izany rehetra izany fa mandeha ho azy izao. [Andraina: I Vola, page 11]
2ary ny fahafatesany dia tsy antery, fa an-tsitrapo (10. [Randzavola: Baiboly, page 376]
3Feo hafa anefa no mbola namelovelo tao am-pony, feo nampahatsiahy azy ny folo andro sy telopolo andro, sy baositady, ny fampiasana antery, ny fakana ny taniny, ny mosary niainany teo imason' ny vary be nojereny fotsiny sahala amin' ny tany nahalavoana, feon' ny miaramilam-potaka nitondra ny mangidy indrindra mandritra ny roa taona latsaka kely, feon' ireo nokaravasiana sy niaritra fampahoriana isan-karazany tamin' ny tabataba, feon' ireo notifirina sy navarina velona tany Sahabe, antso farany nataon' ireo telo kalesy naringan' ny tafondro marovava tany Moramanga. [Andraina: Mitaraina, page 254]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31